Bienvenue sur la plateforme DONMADA, cette plateforme est dédiée uniquement aux dons pour Madagascar que ce soit pour une collecte de fonds pour des besoins personnels ou OBNL.

Le paiement est géré sans frais par EMADEX.

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Donmada.com - Madagascar donation
16
Donmada.com - Madagascar donation

Donmada.com - Madagascar donation

Donmada est l'alternative 100% Malagasy en collecte de don internationale

Salama daholo !
Nitsidika ny association Madatriso indray izahay ny volana oktobra teo !
Madatriso dia association natao ho an’ireo ray aman-dreny manana zanaka porteurs ny trisomie 21 (mifampizara - mifanampy - sns)
Misaotra ny EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES izahay nandalo tao amin’ny site anay nahafahany nanao izao fanampiana izao ☺️
... See MoreSee Less

Sombin-tsary tamin’ny fanampiana avy any amin’ny Emadex Mada ho an’i Damyan kely izay tsy salama aty Madagasikara
🫱🏻‍🫲🏼 Raha te hanampy olona sahirana na ihany koa tsy salama aty Madagasikara ianareo dia aza misalasala mandalo aminay ato amin’ny Donmada
www.donmada.com
... See MoreSee Less

Natao ho an'iza ny donmada ?
Donmada.com dia plateforme 100% malagasy natao hanampiana ireo olona manana association na olona tsotra mila fanampiana avy any ivelany (tsy fahasalamana na fanampiana amin'ny endrika hafa)

Donmada est fait pour qui ?
Donmada.com est une plateforme 100% malagasy dédiée aux associations ou à des besoins personnels (par exemple maladie ou autres aides)
... See MoreSee Less

Natao ho aniza ny donmada ? 
Donmada.com dia plateforme 100% malagasy natao hanampiana ireo olona manana association na olona tsotra mila fanampiana avy any ivelany (tsy fahasalamana na fanampiana aminny endrika hafa)

Donmada est fait pour qui ?
Donmada.com est une plateforme 100% malagasy dédiée aux associations ou à des besoins personnels (par exemple maladie ou autres aides)
Load more